# Rehefa tafarina tamin'ny tany i Saoly, inona no nanjo azy? Rehefa tafarina i Saoly, dia tsy nahita na inona na inona. # Nankaiza i Saoly avy eo, ary inona no nataony? Nandeha nankany Damaskosy i Saoly ary tsy nihinana na nisotro nandritra ny telo andro.