|
# Rehefa nanakaiky an'i Damaskosy i Saoly, inona no hitany?
|
|
|
|
Rehefa nanakaiky an'i Damaskosy i Saoly dia nahita fahazavana avy any an-danitra.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ilay feo tamin'i Saoly?
|
|
|
|
Hoy ilay feo hoe: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?"
|