# Rehefa nanakaiky an'i Damaskosy i Saoly, inona no hitany? Rehefa nanakaiky an'i Damaskosy i Saoly dia nahita fahazavana avy any an-danitra. # Inona no nolazain'ilay feo tamin'i Saoly? Hoy ilay feo hoe: "Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?"