plt_tq/act/08/39.md

8 lines
257 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'i Filipo rehefa nivoaka ny rano izy?
Rehefa nivoaka ny rano i Filipo, dia nalain'ny Fanahin'ny Tompo.
# Inona no nataon'ilay ionoka rehefa nivoaka ny rano?
Rehefa nivoaka ny rano izy dia nizotra tamim-pifaliana tamin'ny lalany.