# Inona no nitranga tamin'i Filipo rehefa nivoaka ny rano izy? Rehefa nivoaka ny rano i Filipo, dia nalain'ny Fanahin'ny Tompo. # Inona no nataon'ilay ionoka rehefa nivoaka ny rano? Rehefa nivoaka ny rano izy dia nizotra tamim-pifaliana tamin'ny lalany.