plt_tq/act/08/29.md

8 lines
267 B
Markdown

# Inona no fanontaniana napetrak'i Filipo tamin'ilay lahilahy?
Nanontany Filipo hoe: "Azonao ve izay vakianao?"
# Inona no nagatahin'ilay lehilahy mba hataon'i Filipo?
Nagataka tamin'i Filipo mba hiakatra ao anaty kalesy ary hanazava izay novakiany ilay lehilahy.