# Inona no fanontaniana napetrak'i Filipo tamin'ilay lahilahy? Nanontany Filipo hoe: "Azonao ve izay vakianao?" # Inona no nagatahin'ilay lehilahy mba hataon'i Filipo? Nagataka tamin'i Filipo mba hiakatra ao anaty kalesy ary hanazava izay novakiany ilay lehilahy.