plt_tq/act/07/54.md

8 lines
350 B
Markdown

# Ahoana no nasetrin'ireo mpikambana tao amin'ny synedriona ny fiampangan'i Stefana?
Voatsindrona tao am-pony ireo mpikambana tao amin'ny synedriona ary nihidy vazana tamin'i Stefana.
# Inona hoy Stefana no hitany raha niandrandra tany an-danitra izy?
Nambaran'i Stefana fa nahita an'i Jesosy nitsangana teo an-tanana ankavanan'Andriamanitra izy.