# Ahoana no nasetrin'ireo mpikambana tao amin'ny synedriona ny fiampangan'i Stefana? Voatsindrona tao am-pony ireo mpikambana tao amin'ny synedriona ary nihidy vazana tamin'i Stefana. # Inona hoy Stefana no hitany raha niandrandra tany an-danitra izy? Nambaran'i Stefana fa nahita an'i Jesosy nitsangana teo an-tanana ankavanan'Andriamanitra izy.