forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
312 B
Markdown
8 lines
312 B
Markdown
# Inona no niampangan'i Stefana ho nataon'ny olona hatrany, tahaka ny nataon'ny razamben'izy ireo?
|
|
|
|
Nampangain'i Stefana ho nanohitra ny Fanahy Masina ireo olona.
|
|
|
|
# Inona no nambaran'i Stefana fa nahameloka ireo vahoaka manoloana Ilay Marina?
|
|
|
|
Nambaran'i Stefana fa namadika sy namono Ilay Marina ireo vahoaka.
|