# Inona no niampangan'i Stefana ho nataon'ny olona hatrany, tahaka ny nataon'ny razamben'izy ireo? Nampangain'i Stefana ho nanohitra ny Fanahy Masina ireo olona. # Inona no nambaran'i Stefana fa nahameloka ireo vahoaka manoloana Ilay Marina? Nambaran'i Stefana fa namadika sy namono Ilay Marina ireo vahoaka.