plt_tq/act/07/17.md

8 lines
358 B
Markdown

# Naninona ny isan'ireo zanak'Israely tany Egypta rehefa nanakaiky ny fotoana nampanantenaina tamin'i Abrahama?
Nitombo ary nihabetsaka ny isan'ireo Zanak'Israely tany Egypta.
# Ahoana no fomba niezahan'ny mpanjaka vaovao hampihena ny isan'ireo Zanak'Israely?
Noteren'ny mpanjakan'ny Egypta ireo zanak'Israely hanary ny zanak'izy ireo mba tsy ho velona.