# Naninona ny isan'ireo zanak'Israely tany Egypta rehefa nanakaiky ny fotoana nampanantenaina tamin'i Abrahama? Nitombo ary nihabetsaka ny isan'ireo Zanak'Israely tany Egypta. # Ahoana no fomba niezahan'ny mpanjaka vaovao hampihena ny isan'ireo Zanak'Israely? Noteren'ny mpanjakan'ny Egypta ireo zanak'Israely hanary ny zanak'izy ireo mba tsy ho velona.