plt_tq/act/07/04.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona no fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama?
Nampanantena tany tamin'i Abrahama sy ireo taranany Andriamanitra.
# Nahoana no toa tsy hay tanterahina ny fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama?
Toa tsy hay atao ny fampanantenan'Andriamanitra satria tsy nanan-janaka i Abrahama.