# Inona no fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama? Nampanantena tany tamin'i Abrahama sy ireo taranany Andriamanitra. # Nahoana no toa tsy hay tanterahina ny fampanantenan'Andriamanitra tamin'i Abrahama? Toa tsy hay atao ny fampanantenan'Andriamanitra satria tsy nanan-janaka i Abrahama.