plt_tq/act/06/12.md

8 lines
356 B
Markdown

# Inona no fiampangana nataon'ireo vavolombelona sandoka hanoherana an'i Stefana teo amin'ny synedriona?
Notsindrian'ireo vavolombelona sandoka fa nambaran'i Stefana hoe handrava ity toerana ity ary hanova ny fomban'i Mosesy i Jesosy.
# Rehefa nijery an'i Stefana ny synedriona, inona no hitan'izy ireo?
Hitan'izy ireo fa toy ny tavan'anjely ny tavany.