# Inona no fiampangana nataon'ireo vavolombelona sandoka hanoherana an'i Stefana teo amin'ny synedriona? Notsindrian'ireo vavolombelona sandoka fa nambaran'i Stefana hoe handrava ity toerana ity ary hanova ny fomban'i Mosesy i Jesosy. # Rehefa nijery an'i Stefana ny synedriona, inona no hitan'izy ireo? Hitan'izy ireo fa toy ny tavan'anjely ny tavany.