plt_tq/act/05/40.md

12 lines
516 B
Markdown

# Farany, inona no nataon'ny synedriona tamin'ireo apostoly?
Nokapohin'ny synedriona izy ireo ary nodidiany tsy hiteny amin'ny anaran'i Jesosy, ary navelany nandeha.
# Ahoana no fihetsik'ireo apostoly nanoloana ny fitondrana azon'izy ireo tamin'ny synedriona?
Nifaly izy ireo fa nisaina ho mendrika ny hiaritra fanalam-baraka nohon'ny anaran'i Jesosy.
# Inona no nataon'ireo apostoly isan'andro taorian'ny fihaonan'izy ireo tamin'ny synedriona?
Nitory ary nampianatra isan'andro izy ireo fa i Jesosy no Kristy.