forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
451 B
Markdown
8 lines
451 B
Markdown
# Inona no nolazain'ireo apostoly rehefa nohadihadiana ny amin'ny antony nampianaran'izy ireo tamin'ny anaran'i Jesosy rehefa tsy nampiandraiketena izany?
|
|
|
|
Hoy ireo apostoly hoe: " Tsy maintsy mankatoa an'Andriamanitra fa tsy ny olona izahay."
|
|
|
|
# Iza hoy ireo apostoly no tompon'antoka tamin'ny famonoana an'i Jesposy?
|
|
|
|
Nambaran'ireo apostoly fa ny mpisoronabe sy ireo mpikambana ao amin'ny synedriona no tompon'antoka tamin'ny famonoana an'i Jesosy.
|