# Inona no nolazain'ireo apostoly rehefa nohadihadiana ny amin'ny antony nampianaran'izy ireo tamin'ny anaran'i Jesosy rehefa tsy nampiandraiketena izany? Hoy ireo apostoly hoe: " Tsy maintsy mankatoa an'Andriamanitra fa tsy ny olona izahay." # Iza hoy ireo apostoly no tompon'antoka tamin'ny famonoana an'i Jesposy? Nambaran'ireo apostoly fa ny mpisoronabe sy ireo mpikambana ao amin'ny synedriona no tompon'antoka tamin'ny famonoana an'i Jesosy.