plt_tq/act/05/03.md

8 lines
234 B
Markdown

# Tamin'iza hoy Petera no nandaingan'i Ananiasy sy Safira?
Nambaran'i Petera fa nandainga tamin'ny Fanahy Masina i Ananiasy sy Safira.
# Inona no fitsaran'Andriamanitra nihatra tamin'i Ananiasy?
Novonoin'Andriamanitra i Ananiasy.