# Tamin'iza hoy Petera no nandaingan'i Ananiasy sy Safira? Nambaran'i Petera fa nandainga tamin'ny Fanahy Masina i Ananiasy sy Safira. # Inona no fitsaran'Andriamanitra nihatra tamin'i Ananiasy? Novonoin'Andriamanitra i Ananiasy.