plt_tq/act/03/24.md

8 lines
501 B
Markdown

# Fampanantenana velirano inona ao amin'ny Testamenta Taloha no nampatsiahivin'i Petera ny olona?
Nampatsiahivin'i Petera tamin'ny olona fa zanaky ny fanekena nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama izy ireo rehefa niteny Andriamanitra hoe: "Amin'ny taranakao no hitahiana ny fianakaviana rehetra eto an-tany."
# Toy ny ahoana no nanirian'Andriamanitra ny hitahy ny Jiosy?
Naniry ny hitahy ny Jiosy Andriamanitra tamin'ny nandefasany an'i Jesosy aloha mba hamily azy ireo hiala amin'ny faharatsiany.