# Fampanantenana velirano inona ao amin'ny Testamenta Taloha no nampatsiahivin'i Petera ny olona? Nampatsiahivin'i Petera tamin'ny olona fa zanaky ny fanekena nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama izy ireo rehefa niteny Andriamanitra hoe: "Amin'ny taranakao no hitahiana ny fianakaviana rehetra eto an-tany." # Toy ny ahoana no nanirian'Andriamanitra ny hitahy ny Jiosy? Naniry ny hitahy ny Jiosy Andriamanitra tamin'ny nandefasany an'i Jesosy aloha mba hamily azy ireo hiala amin'ny faharatsiany.