plt_tq/act/03/21.md

12 lines
493 B
Markdown

# Mandra-pahoviana no handraisan'ny lanitra an'i Jesosy hoy Petera?
Nambaran'i Petera fa ambara-pahatongan'ny fotoana hamerenana amin'ny laoniny ny zavatra rehetra, dia ho raisina any an-danitra i Jesosy.
# Inona no nambaran'i Mosesy momba an'i Jesosy?
Nambaran'i Mosesy fa hanangana mpaminany tahaka ny tenany ny Tompo Andriamanitra, izay ho henoin'ny olona.
# Inona no hanjo ny olona rehetra izay tsy mihaino an'i Jesosy?
Ny olona izay tsy mihaino an'i Jesosy dia ho ringana tanteraka;