# Mandra-pahoviana no handraisan'ny lanitra an'i Jesosy hoy Petera? Nambaran'i Petera fa ambara-pahatongan'ny fotoana hamerenana amin'ny laoniny ny zavatra rehetra, dia ho raisina any an-danitra i Jesosy. # Inona no nambaran'i Mosesy momba an'i Jesosy? Nambaran'i Mosesy fa hanangana mpaminany tahaka ny tenany ny Tompo Andriamanitra, izay ho henoin'ny olona. # Inona no hanjo ny olona rehetra izay tsy mihaino an'i Jesosy? Ny olona izay tsy mihaino an'i Jesosy dia ho ringana tanteraka;