plt_tq/act/03/07.md

8 lines
277 B
Markdown

# Inona no nataon'i Petera ho an'ilay lehilahy?
Nanome fahafahana handeha ho an'ilay lehilahy i Petera.
# Ahoana no fihetsika nasetrin'ilay lehilahy tamin'izay nomen'i Petera azy?
Niditra tao an-tempoly ilay lehilahy sady nandeha, nitsambikina, ary nidera an'Andriamanitra.