# Inona no nataon'i Petera ho an'ilay lehilahy? Nanome fahafahana handeha ho an'ilay lehilahy i Petera. # Ahoana no fihetsika nasetrin'ilay lehilahy tamin'izay nomen'i Petera azy? Niditra tao an-tempoly ilay lehilahy sady nandeha, nitsambikina, ary nidera an'Andriamanitra.