plt_tq/act/02/40.md

8 lines
255 B
Markdown

# Firy ireo olona natao batisa tamin'io andro io?
Olona telo arivo teo ho eo no natao batisa.
# Nanohy tamin'ny inona ireo olona vita batisa?
Nanohy tamin'ny fampianarana sy ny fiombonan'ireo apostoly tamin'ny fanapakana ny mofo sy ny vavaka izy ireo.