# Firy ireo olona natao batisa tamin'io andro io? Olona telo arivo teo ho eo no natao batisa. # Nanohy tamin'ny inona ireo olona vita batisa? Nanohy tamin'ny fampianarana sy ny fiombonan'ireo apostoly tamin'ny fanapakana ny mofo sy ny vavaka izy ireo.