plt_tq/act/02/37.md

12 lines
463 B
Markdown

# Rehefa nandre ny fitorian'i Petera ny vahoaka, inona no nasetrin'izy ireo?
Nanontany ny amin'ny izay tokony hataon'izy ireo ny vahoaka.
# Inona no nasain'i Petera nataon'izy ireo?
Nasain'i Petera nibebaka ary natao batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy ireo ho famelana ny helony.
# Ho an'iza hoy Petera ny fampanantenan'Andriamanitra?
Nambaran'i Petera fa ho an'ireo vahoaka, ny zanak'izy ireo, ary ho an'izay lavitra ny fampanantenan'Andriamanitra.