# Rehefa nandre ny fitorian'i Petera ny vahoaka, inona no nasetrin'izy ireo? Nanontany ny amin'ny izay tokony hataon'izy ireo ny vahoaka. # Inona no nasain'i Petera nataon'izy ireo? Nasain'i Petera nibebaka ary natao batisa tamin'ny anaran'i Jesosy Kristy izy ireo ho famelana ny helony. # Ho an'iza hoy Petera ny fampanantenan'Andriamanitra? Nambaran'i Petera fa ho an'ireo vahoaka, ny zanak'izy ireo, ary ho an'izay lavitra ny fampanantenan'Andriamanitra.