plt_tq/act/02/22.md

8 lines
322 B
Markdown

# Ahoana no fomba nanamarinan'Aandriamanitra ny asa fanompoan'i Jesosy?
Nohamarinina tamin'ny asa mahagaga sy ny fahagagana ary ireo famantarana izay nataon'Andriamanitra tamin'ny alalany ny asa fanompoan'i Jesosy.
# Drafitr'iza ny nanomboana an'i Jesosy?
Drafitra efa voalamin'Andriamanitra ny nanomboana an'i Jesosy.