# Ahoana no fomba nanamarinan'Aandriamanitra ny asa fanompoan'i Jesosy? Nohamarinina tamin'ny asa mahagaga sy ny fahagagana ary ireo famantarana izay nataon'Andriamanitra tamin'ny alalany ny asa fanompoan'i Jesosy. # Drafitr'iza ny nanomboana an'i Jesosy? Drafitra efa voalamin'Andriamanitra ny nanomboana an'i Jesosy.