forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
357 B
Markdown
8 lines
357 B
Markdown
# Ahoana ny fomba namaritan'ireo apostoly hoe iza amin'ireo mpilatsaka anankiroa no tokony haka ny toeran'i Jodasy?
|
|
|
|
Nivavaka ireo apostoly mba hampisehoan'Andriamanitra ny safidiny, ary nataon'izy ireo hatsapaka.
|
|
|
|
# Iza ary no nisaina niaraka tamin'ireo apostoly iraika ambin'ny folo?
|
|
|
|
Matia no nisaina hiaraka amin'ireo apostoly iraka ambin'ny folo lahy.
|