# Ahoana ny fomba namaritan'ireo apostoly hoe iza amin'ireo mpilatsaka anankiroa no tokony haka ny toeran'i Jodasy? Nivavaka ireo apostoly mba hampisehoan'Andriamanitra ny safidiny, ary nataon'izy ireo hatsapaka. # Iza ary no nisaina niaraka tamin'ireo apostoly iraika ambin'ny folo? Matia no nisaina hiaraka amin'ireo apostoly iraka ambin'ny folo lahy.