plt_tq/act/01/09.md

8 lines
286 B
Markdown

# Ahoana no nialan'i Jesosy tamin'ireo apostoly?
Nakarina Izy ary nisy rahona nanafina Azy lavitry ny mason'izy ireo.
# Ahoana hoy ireo anjely ny hiverenan'i Jesosy eto an-tany indray?
Nambaran'ireo anjely fa hiverina amin'ny fomba mitovy amin'ny niakarany tany an-danitra i Jesosy.