# Ahoana no nialan'i Jesosy tamin'ireo apostoly? Nakarina Izy ary nisy rahona nanafina Azy lavitry ny mason'izy ireo. # Ahoana hoy ireo anjely ny hiverenan'i Jesosy eto an-tany indray? Nambaran'ireo anjely fa hiverina amin'ny fomba mitovy amin'ny niakarany tany an-danitra i Jesosy.