plt_tq/2ti/04/14.md

8 lines
322 B
Markdown

# Inona no valisoa nolazain'i Paoly fa ho raisan'ilay olona manohitra azy?
Nilaza i Paoly fa ilay olona manohitra azy dia handray valisoa amin'ny asany.
# Iza no olona nitsangana niaraka tamin'i Paoly amin'ny fiarovan-tenany voalohany?
Amin'ny fiarovan-tenany voalohany, dia tsy misy olona hijoro hiaraka amin'i Paoly.