# Inona no valisoa nolazain'i Paoly fa ho raisan'ilay olona manohitra azy? Nilaza i Paoly fa ilay olona manohitra azy dia handray valisoa amin'ny asany. # Iza no olona nitsangana niaraka tamin'i Paoly amin'ny fiarovan-tenany voalohany? Amin'ny fiarovan-tenany voalohany, dia tsy misy olona hijoro hiaraka amin'i Paoly.