plt_tq/2ti/03/16.md

12 lines
524 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nanomezana ny olona ny Soratra Masina rehetra?
Avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra ny Soratra Masina.
# Amin'ny inona no tombon'ny Soratra Masina?
Ho an'ny fotom-pampianarana, ho an'ny fanondroana ireo diso, ho an'ny fanitsiana, ary ho an'ny fampiofanana amin'ny fahamarinana no tombon'ny Soratra Masina.
# Inona no tanjona amin'ny fampiofanana ny olona ao amin'ny Soratra Masina?
Nofanina ny olona tao amin'ny Soratra Masina mba hahay tsara, sy ho voaomana tanteraka amin'ny asa tsara rehetra.