forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
422 B
Markdown
8 lines
422 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Paoly an'i Timoty fa hatao amin'ireo izay manana ny toetran'Andriamanitra fotsiny?
|
|
|
|
Nilaza tamin'i Timoty i Paoly mba hivadika amin'ny ireo izay manana ny toetran'Andriamanitra fotsiny.
|
|
|
|
# Inona no ataon'ireo olona tsy araka an'Andriamanittra?
|
|
|
|
Ny sasany tamin'ireo olona tsy arak'Andriamanitra dia niditra tao amin'ireo tokatrano ary nambabo ireo vehivavy izay voatarika amin'ireo filàna samihafa.
|