# Inona no nolazain'i Paoly an'i Timoty fa hatao amin'ireo izay manana ny toetran'Andriamanitra fotsiny? Nilaza tamin'i Timoty i Paoly mba hivadika amin'ny ireo izay manana ny toetran'Andriamanitra fotsiny. # Inona no ataon'ireo olona tsy araka an'Andriamanittra? Ny sasany tamin'ireo olona tsy arak'Andriamanitra dia niditra tao amin'ireo tokatrano ary nambabo ireo vehivavy izay voatarika amin'ireo filàna samihafa.