forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
346 B
Markdown
8 lines
346 B
Markdown
# Inona no nataon'ireo naman'i Paoly avy any Azia taminy?
|
|
|
|
Nivadika tamin'i Paoly ireo Azia.
|
|
|
|
# Inona no nangatahan'i Paoly tamin'ny Tompo hanomezana famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo?
|
|
|
|
Nangataka tamin'ny Tompo i Paoly mba hanome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo satria nanampy an'i Paoly i Onesiforo tamin'ny fomba maro.
|