# Inona no nataon'ireo naman'i Paoly avy any Azia taminy? Nivadika tamin'i Paoly ireo Azia. # Inona no nangatahan'i Paoly tamin'ny Tompo hanomezana famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo? Nangataka tamin'ny Tompo i Paoly mba hanome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo satria nanampy an'i Paoly i Onesiforo tamin'ny fomba maro.