# Ahoana ny fomba hahatongavan'i Paoly ho apostolin'i Kristy?
Tonga ho apostolin'i Kristy i Paoly tamin'ny alalan'ny sitrapon'Andriamanitra.
# Inona no fifandraisana nisy teo amin'ny Paoly sy Timoty?
Timoty dia zanaka ara-panahin'i Paoly.