# Ahoana ny fomba hahatongavan'i Paoly ho apostolin'i Kristy? Tonga ho apostolin'i Kristy i Paoly tamin'ny alalan'ny sitrapon'Andriamanitra. # Inona no fifandraisana nisy teo amin'ny Paoly sy Timoty? Timoty dia zanaka ara-panahin'i Paoly.