forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
367 B
Markdown
8 lines
367 B
Markdown
# Inona no nirian'i Paoly fa homen'ny Tompo an'ireo Tesaloniana?
|
|
|
|
I Paoly dia naniry ny Tompo hanome fiadanana an'ireo Tesalonianina amin'ny fotoana rehetra sy amin'ny fomba rehetra.
|
|
|
|
# Ahoana ny fomba nampisehoan'i Paoly fa izy no nanoratra ity boky Ity?
|
|
|
|
Nanoratra ny fanaovam-beloma tamin'ny tanany manokana i Paoly toy ny famantarana fa izy no nanoratra ny boky.
|