# Inona no nirian'i Paoly fa homen'ny Tompo an'ireo Tesaloniana? I Paoly dia naniry ny Tompo hanome fiadanana an'ireo Tesalonianina amin'ny fotoana rehetra sy amin'ny fomba rehetra. # Ahoana ny fomba nampisehoan'i Paoly fa izy no nanoratra ity boky Ity? Nanoratra ny fanaovam-beloma tamin'ny tanany manokana i Paoly toy ny famantarana fa izy no nanoratra ny boky.