plt_tq/2th/02/13.md

8 lines
446 B
Markdown

# Inona no nosafidin'Andriamanitra ho an'ireo Tesaloniana mba hahazahoana amin'ny alalan'ny filazantsara?
Nifidy ho an'ny Tesaloniana Andriamanitra mba hahazahoana ny voninahitry ny Tompo Jesosy Kristy amin'ny alalan'ny filazantsara.
# Inona no niantson'i Paoly an'ireo Tesaloniana fa hatao ankehitriny fa nandray ny filazantsara izy ireo?
Niantso ireo Tesaloniana i Paoly mba hijoro mafy ary hihazona fahamarinana izay nampianarina azy ireo.